Razoki - 7 taona ...
02-Jona-2007 - 02-Jona-2014, 7 taona razoki; efa taona maromaro no tsy nahasoratana tamin'ny blog. Maro be ny azo tantaraina
- Halava 125cm, lanja 25km, somary ngeza ihany raha oharina amin'ny ankizy hafa mitovy taona aminy.
- mianatra @ La Claire fontaine ivandry nanomboka ny année scolaire 13-14, classe CP (asa na T firy izany na T firy); tena mahay hoy maitresse fa somary be tabataba sy mi participer loatra ka tsy mba mamela ny ankizy sasany hiteny;
- manao musique @ CGM koa izao, 2ème année, manao piano miaraka @ Madame Soavina, raha toa ka nanao flûte sy découverte t@ 1ère année (12-13); efa mahay do re mi :)
- manao art martial koa, "tae kwondo" ao @ club dynamic esca, efa 2è année koa ary ceinture jaune; efa nahazo coupe 2 t@ participation tournois :-) :-)
- manao natation koa ao @ esca, 2ème année koa fa mihato satria mihidy ny piscine fa ririnina; efa mahay milomano style "brasse" (raha tsy diso i dada), sy style "dos" vinaninany;
- tena mpankafy dessins animes tsy laitra, 2-3ora isan'andro raha tsy sakanana, nanomboka t@ ben 10, tom & jerry, la hatr@ bob l'eponge, flash mc queen, ... (ireo aloha no fantatr'i dada :))
- niavaka koa tato ho ato ny filalaovana "billes" any am-pianarana (kanety); havanana koa angamba razoki (na dia tanan'kavia aza :)) fa raha nanomboka tam 4 biĺles t@ voalohany dia manana +50 billes @izao satria mandresy foana any am-pianarana;
(mbola hitohy... :))
Shared from Google Keep

0 comments:
Post a Comment