Saturday, September 1, 2007

Ala-volo ...

. Saturday, September 1, 2007

Teto amin'ny faha-3 volana ihany no nanaovana ny "ala volon-jaza", na ny fanetezana ny volo voalohany, araka ny fomba malagasy. Nohararaotina koa io daty io satria tsingerin-taona nahaterahan'i neni.

Tsy dia tena hay loatra moa ilay tena fomba fa dia notapahina ny volo, dia nifetifety tsotsotra avy teo.

i Tatie Gaƫlle (Mimie) no nanala ny volo voalohany, i Tatie Ando kosa no namita avy teo. Hety vao novidiana ny maraina no nampiasaina tamin'io.

Posted by Picasa

0 comments:

 

followers