Sabotsy 02-Jona-2007 - Talata 02-Jona-2009 - Feno 2 taona anio Ilo Andy Rafieferantsiaronjy, alias Razoki.
Raha misy *firarian-tsoa* dia afaka apetrakao eto (na koa @ rohy "Post a Comment" eto) mba ho solon'ny "boky volamena", sy ho tahiry ho ahy rehefa mahay mamaky teny.
(Mbola tsy manana kaonty @ banky afaka handefasana fanomezana :-)
Mankasitraka sahady amin'ny firarian-tsoa sy tso-drano rehetra.
"Lehibe aho izao, tsy toy ny tamin'ny taona lasa" …
-- ilo AndY
sokajy
- 2 taona (8)
- 3 taona (3)
- am-bohoka (2)
- anarana (4)
- cartoon (1)
- dia (6)
- didim-poitra (1)
- famorana (1)
- firarian-tsoa (4)
- fitomboako (32)
- freetown (7)
- hasoavana (1)
- ilo andy (1)
- lakilasy (1)
- razoki (4)
- samihafa (19)
- sekoly (1)
- tsy foy (2)
- video (3)
- voambolana (1)
Tuesday, June 2, 2009
02-Jona-2009 - Happy 2 Year's Birthday Razoki …
Subscribe to:
Post Comments (Atom)

16 comments:
happy birthday razoki,
mitomboa fahendrena sy fahalalana, hihoatra an'i dada sy neny!
-- dada & neni
Bon anniversaire Andy,
Tsy afaka manao bisous bisous fa ialahy lavitra beee, fa mirary soa d hitombo fahendrena sy hitombo fahalalana, ary ho eo ambany fitahian'i Jesoa Kristy mandrakariva. Aza adino ny gâteau anay refa miverina eto Gasikara an ! Bye bye ary ô ! Tonton Kalia, Tatia Santatra, Miranto, Mikolo
Tana 02/06/09
Salit Razoky !
Mirary soa letsy zahay avy aty am tanana rehetra a !
De ma hitombo fahendrena, fahaizana, vatana, ary indrindra fanahy.
Mirary soa anareo telo mianaka koa,
De manaova fety sambatra daholo na de alavitra ny Dago aza e,
Tonton Davih 3mianaka,
Tsy manadino koa Bebe Ni sy Kaky de mampita ny firantsoa ihany koa.
Manadram-pihaona e
Tana 31/05/09,
Arahaba Pantekoty : ny Fanahy Masina anie honina ao am-po ka ahery s andresy ary ho vavolombelony. Asa 1/8 Gal 5/22-23
Bebe NI
Joyeux anniversaire Andy-kelin'i neni!
Dia hitombo fahasalamana elah, fahendrena, fahalalana ary indrindra indrindra hitombo finoana na dia mbola kely aza an! Hotahian'I Jesosy mandrakariva.Ny tanjona manaraka zao dia miala @minono tànana sy miala couche (oups!!!!).
BISOUS BDB avy @neni.
"1 taona miampy 1 ... isa masina ny 7". hi hi hi.
Joyeux anniversaire lesy Razoky a.
Toby.
hafatra voaray t@ SMS:
-----
Sender: +26133119xxxx
Received: 02-06-2009 14:28:48
Happy birthday to you Ilo ANdy! ho tanterak amlah tkoa anie 'lay tononkira "miroton2 miroten". Hi2. Well vel d ho tahian'Andriamanitra!Gross biz. Fafara
-----
Sender: +26133142xxxx
Received: 02-06-2009 15:40:33
Arabainaelàrazoky fenotaonaroaandroany tetoSieraLeòna.Irarianazahaymatoky: fhitombofahendrenahatrany nyditraditraaniehofoana! IkakBDouxBbNiFafarMiarn1000.bamamy
oops ... diso post ilay firariana tratry ny roa taona teo fa ity no tena izy ... Dia arahabaina e.
Tsiky sy Lucas
Somary tara be lesy AndY fa dia miarahaba nazaho 2 taona a. Diahary sy Tohy ary Lan sy Randy.
misaotra ny rehetra @ firarian-tsoa! Sitraka enti-matory, hovaliana raha mahatsiaro ...
-- Ilo AndY (Razoki)
Coucou Razoki ! tara train indray tatie Vanessa sy tonton Haja fa aleo hono tara toy izay tsy misy letsy a. Dia mirary soa @ izao faha-2 taonan'ialahy izao : ny fitomboana saina, vatana, fanahy, fahendrena, fahasalamana, ... no iriana voalohany, ho tahian'i Petit Jésus @ atao rehetra (na @ gafigafy aza lol). Fa tsy adino koa ny firariana hahazoan'ialahy kilalao be dia be, sy gâteaux-biscuits-bonbons-jus sns ;-) Dia hizara fifaliana lalandava miaraka @ dada risk s neni lal an ! bisous be koa hoy Maéva sy Mia, tsy manadino. Bye bye !
Miala tsiny lesy Razoky fa tara 1 volana sy 1 andro ny firarian-tsoan'i Tonton Zelo. dia mirary fahasoavana feno ho an'ialahy @ny nahatratraran'ialahy ny faha-2 taonan'ialahy izao. Andriamanitry ny fiadanana anie hitahy sy hitantana an'ialahy @zay rehetra ataon'ialahy. pounk kely @Tonton ary aloha mandra-pa e!
Bisou be avy @Tata amin'izao faharoa taonanao izao. Que Dieu te benisses et te proteges tout au long de ta vie. Que tes prochaines annees soient meilleures que celles d'auparavant. Gros bisous et meilleure voeux de bonheur. Tata Ninah
Cousine Anyah t'envoi aussi tout ses meilleures voeux... SMACCKKK !
Amin'izao nahatraranao ny faha-2 taonanao zao *Ilo Andy* dia mirary fitomboana ho anao izahay telo mianaka, na ara-tsaina io, na ara-batana, na ara-panahy.
Enga anie ka ny taona ho avy rehetra dia hamirapiratan'ny voninahitr'Andriamanitra eo @fiananao, ka hampisehoany ny halehiben'ny fitiavany anao sy ny ray aman-dreninao. Ary ny zandrinao angamba. hi hi hi!
Bisou mamy be avy amin'i Tonton Zelo, Tata Ninah, Anyah, ary ny Zandrin'i Anyah
Arrhhh! nnndddd ! iiii!
Mbola ao anaty kibo lesy de tsy may miteny sy manoratra tsara a! Bisou :-x!
Zandrin'i Anyah
Post a Comment