Sabotsy 02 Jona 2007 - Alatsinainy 02 Jona 2007, tsingerin-taona voalohany nahaterahan'i Ilo Andy alias Razoki.
Ny omalin'io koa, alahady 01 Jona 2008, 01 taona latsaka 01 andro, no nanaovana ny batisa.
Ankasitrahana ny fametrahanao izay mitsidika firarian-tsoa (voeux, wishes) eto ho an-drazoki, na Ilo Andy. Ampidiro amin'ny rohy (lien) eto ambany: "Comments" ny firarian-tsoa.
Satria ny teny hono manidina, fa ny soratra mitoetra ...
--
Sent from Gmail for mobile | mobile.google.com
DouRiX
14 comments:
Faly dada sy neni mametraka firarian-tsoa voalohany eto, amin'izao tsingerin-taona voalohany, sady nahavitan'ny batisan'ialahy izao.
Enga anie ialahy ka tena ho "Ilo mby an-doha" (Ilo mby AndY), ka hihoatra an'i dada sy neni amin'ny lafiny rehetra: fahendrena, fahalalana, fahasalamana, ary indrindra finoana ...
-- dada & neni
Arahabaina leisy tratry ny tsingerin-taona voalohany an!
Tohizo ny fahendrena fa efa ao.
Dia ho tafita @hatao rehetra! Hitombo fahendrena, fahalalana, finoana, fahasalamana!
Dia tohizo ny fazotoan-komana fa mahafinaritra, hanaovan'I neni sakafo mlay be foana!
All my best wishes!
-- neni
arabaina ianao ry AndY kely amin'izao fetinao izao a, sady vita soa aman-tsara ny Batisa no nahatratra ny faha herintaona, dia mirary soa indrindra e, ho tahian'ny Tompo mandrakariva anie ialahy, dia hazoto homana be foana fa mahafinaritra,
Tatie Santatra
Dia arahabaina letsy Andy ialahy nahatratra izao faha-herintaonan'ialahy izao sahady. Malaky izy zany an!! toa tsy hitahita akory dia efa lehibe sahady. Inona moa izany fa dia ny firarian-tsoa no atao be dia be. Dia hitondra soa sy fanambinana ho an'ialay anie ny taona ho avy rehetra izay mbola ho diavin'ialahy. Mbola hanamafy azy eo i Tata sy Anyah ao ambanimbany kely ao. (Tonton Zélo)
Hafatra voaray t@ sms ...
------ SMS ------
From: Vola
Received: Jun 3, 2008 20:08
Joyeux anniversaire ANDY,dia hitombo fanahy sy fahendrena anie ianao.bisous be de Miora et Onitia
------ SMS ------
From: Ranitra
Received: Jun 2, 2008 08:43
Zoaeuz anivelsel lazoky !! well vel! biz
------ SMS ------
From: Angelot
Received: Jun 2, 2008 09:00
Joyeux anniversaire Andy! Que les années qui vont venir t'apportent santé, bonheur et prospérité. Tonton Zélo
------ SMS ------
From: Laza Rakotondrasoa
Received: Jun 2, 2008 09:22
Bonne anniversaire andy feno 1 an ary mirary soa ho anareo 3 mianaka izahay mianakavy
------ SMS ------
From: Aina vavy
Received: Jun 2, 2008 09:49
Joyeux anniversaire ANDY,dia ho tratry ny 150 taona ô.AINA & HABBY.Manaova fety sambatra.bye
------ SMS ------
From: Davih
Received: Jun 2, 2008 12:34
JOYEUX ANNIVERSAIRE ANDY. MIHA, ANDO & DAVIH
------ SMS ------
From: Tatie Eliane
Received: Jun 3, 2008 06:18
BEBE A 1 AN DIEU SOIT LOUE * JOYEUX ANNIVERSAIRE ANDY* ON SOUHAITE a TOI et TES PARENTS * BONHEUR * SANTE * et *PROSPERITE * a LA GRACE DE DIEU mirary soa e bebe tatie
Arahabaina ialahy razoky noho izao fitsingerenan'ny taona voalohany nahaterahan'ialahy izao.Hotahin'ny TOMPO mandrakariva ialahy sy ny rehetra manabe sy mitaiza mba haha-olom-banona an'ialahy.Hendre tsara foana hoy Tata Ninah.Grosses bises.
Razoky Happy birthday.to you.Bisous be.Ta cousine Anyah.
milay baina a
-- dada
AndY!
Faly miarahaba anlah lesy nahatratra heritaona a! dé lebiaza haingana fa antitra eto ihany zay e!
Dia mirary anlah hitombo fahendrena foana kou!
Dé enga né iverimberina eto foana ny 2 jona e! well vel!
Biz
Fafara Ranitra
Arabaina lesy Razoky hoy ilay Tonton aty am dézaka an! Dia lehibiaza haingana fa maika ho lava be noho Dada. hi hi hi. Dia teneno Dada & Neny hoe rovina no tonga Razandry hoe mba hiara-hilalao amiko.
------ SMS ------
From: Pito
Received: Jun 4, 2008 19:04
joieux anniverssair Razoky an! dia mitomboa faendrena atrany de pito et mimi
Dia faly izahay miarahaba an'Andy tratry ny tsingeritaona nahaterahana sy ny fahavitana batisa..... Ny Tompo anie hitahy anao sy ny ray amandreninao....
Dia hilazao Dada @ manaraka hoe " tsy taitra enao fa mbola ho avy lay maraina e... dia hiteny @ izay aho :-".
ps: tena mazoto lay dadan'i Andy @ fikarakarana ity tranonkala ity an... bon courage e.
Niry mianakavy aty lavidavitra aty e;-)
misaotra betsaka an'ireo rehetra nirary soa, mbola misaotra koa an'ireo mbola hirary soa
-- AndY (alias Razoki)
somary tara fa dia arahabaina indray ialahy razoky tratran'ny fitsengerenan'ny faharoa taonan'ialahy afakómaly e.
Tsiky sy Lucas
Post a Comment