Maromaro ny firarian-tsoa sy tso-drano azo tamin'ny alalan'ny someso (SMS) tamin'ny findain'i dada sy neni, fohy kanefa manan-danja ka hapetraka eto mba ho fahatsiarovana. Mifangaro ao koa ny firarian-tsoa ho an'i neni manokana fa fetin'ny reny moa ny alahady tamin'io. 02-Jun-2007 05:22 3311xx511 Zandry Bienvenu a ILO ANDY.D felicitation a ses parents. lah sa vavy? fantatro fa lah e! oavy zay refveo e 02-Jun-2007 05:37 3312xx679 Davih Arahabaina e! tongava taiza de arahan_jaza la arahan_jaza vavy o 02-Jun-2007 08:12 3311xx386 Deba Arabaina lesy nomen'a/tra ny fara. Za miaraka @Haga sy Tahiry aty anjomakely 02-Jun-2007 08:30 3314xx800 Tsanta Arabaina dia tongava taiza izy 02-Jun-2007 09:17 3314xx864 La-Fy arabaina e mirary soe tongava taiza ny zaza e. 02-Jun-2007 09:23 3311xx048 Jacharie IT Arahabaina nomen'Andriamanitra an'i fara. 02-Jun-2007 09:48 3204xx343 Jia Félicitation zany e!mirary soa ho an'ny rehetra.Mandalo refa malalaka 02-Jun-2007 10:16 3204xx085 Dtoa Manitra FALY MIARAHABA AN I ILO ANDO TONGA SOA MIARAHABA KOA ANAREO MIVADY NITONDRA AZY 02-Jun-2007 10:25 3311xx030 Tsilavina IT Arahabaina zany nomen'Andriamanitra zazà e! 02-Jun-2007 10:31 3311xx463 Dominique DIST Félicitation e 02-Jun-2007 10:37 3311xx732 Chantal FIN Harabaina nahazo fara sy dimby Maroroa taiza Chantal 02-Jun-2007 10:37 3311xx500 Hery IT Arahabaina tonga soa i Ilo kely. De ho tahin'Atra anie ny tokatranareo 3 mianaka! 02-Jun-2007 10:38 3312xx734 Andry And/fotsy Mirary fahasalamana ho an i ILO ANDY, arahaba ho an anareo mivady nahazo solofo sy dimby. Tongava taiza lery. (13sisa) (www.mg.celtel.com) 02-Jun-2007 10:40 3311xx133 Menja IT Felicitation Mr Riska 02-Jun-2007 10:47 3307xx810 Jimmy IT Dia faly miarahaba an'i ILO ANDY izahay,ny Tompo anie homba anao am zay ataonao rehetra, sady miarahaba ny Ray sy Reniny koa izahay am nahazoan izy reo ny menaky ny ainy. JI&MI 02-Jun-2007 10:48 3312xx776 Dina IT Felicitations ho an i ,dada sy maman i ilo ando. Quel beau cadeau fete d mère! 02-Jun-2007 10:56 3311xx083 Benja IT Arabaina lesy zany nahazo miaramila 02-Jun-2007 11:06 3311xx661 Roland IT Arabaina sefo nomen'Atra ny fara sy dimby. Hotahin'A/tra @ fomba manokana anie ianareo telo mianaka 02-Jun-2007 12:36 3314xx375 Dfara Ngaoma De arabain e!ampitao an @ Andy kel n bizo.maroroa taiz e!miala tsin indrindr fa ts afak mandalo.mirary fahasalaman ho anareo,indrindr ho an le bandy kel 02-Jun-2007 14:07 3240xx842 Mialy ENI Bienvenu à Ilo Andy, félicitation aux heureux parents en souhaitant déjà une bonne fete à la nouvelle maman. 02-Jun-2007 16:03 3315xx009 Noël Litanga Felicitations Dourix et Bienvenue dans la famille des parents. Transmets mes felicitations a ton epouse 02-Jun-2007 16:36 3360xx16135 Toby Félicitations e. toby. 02-Jun-2007 17:47 3311xx701 Van SIMICRO Ok, milay b zan. Félicitations e. Bienvenu a Ilo Andy. Biz. 02-Jun-2007 17:54 3311xx747 Emy SIMICRO Felicitations a vous! Et bienvenue a toi Ilo Andy! …bonne fete Maman! Emy s Hasina et Loic. 02-Jun-2007 18:00 3311xx921 Solofo/Nanie BRAVØØ MLAY ZANY KA: D RØVIN N ARØZAZ ¿ 02-Jun-2007 18:31 3311xx745 Manou SIMICRO Arahaba nomen'Andriamanitra ny fara ry ray aman-dreny. 02-Jun-2007 18:32 3202xx603 Toky ENI Arahabaina zany nomen'Andriamanitra ny fara. Mirary fahasalamana tanteraka. Maroroha taiza. Gros bisous. Toky Haja Tommy 02-Jun-2007 19:09 3314xx208 Ntoa Landy FELICITATION E D MANAO FETE DES MERES ZANY RAPITSO. TONGAVA TAIZA IZY E. 934 MIANAKAVY 02-Jun-2007 21:15 3311xx276 Vonjy IT Felicitation.Que dieu benisse la famille Dourix 02-Jun-2007 21:25 3302xx001 Hery Zo Tonga soa i ilo andy.arahabaina koa i risika sy lalaina nahazo izao fahasoavana be izao.tsiky sy lucas 03-Jun-2007 07:24 3311xx701 Van SIMICRO Bjr. Bonne fete maman' i Ilo Andy! Maroroha taiza akia. Biz bdb. Van 03-Jun-2007 07:54 3204xx085 Dtoa Manitra MIARAHABA LALAINA NENY VAO OMALY SALAMA NAREO MIANAKA 03-Jun-2007 08:04 3307xx487 Tantine Eliane remercions dieu pour sa grace et sa bonte. Felicitations aux parents.bienvenue au bebe que le seigneur te protege et te donne toute sa benediction. maroroa taiza retsy. " bonne fete maman " heureux papa. merci. tantine eliane. 03-Jun-2007 08:49 3305xx991 Mialy/Rivo BONNE FETE!NY TOMPO MOMBA ANAO.MIALY S RIVO 03-Jun-2007 09:25 3312xx894 Rija BJR RIX LALA ILO ANDY,ARABAINA NAHAZO ZAZA,TRATRY NY FETIN'NY RENY,TONGA SOA ETO AN-TANY.RIJA 8 MIANAKA. 03-Jun-2007 10:33 3307xx810 Jimmy IT Faly miarahaba ny MAMA I ILO ANDY izahay am izao fety ny Reny izaode mba ho tratry ny fety ny Reny manaraka indray e :-). JI&MI 03-Jun-2007 11:09 3202xx603 Toky ENI Bonne fête à toutes les mamans. Toky Haja Tommy 03-Jun-2007 14:35 3307xx613 Tonton Ndrina Bonne fete Maman Lalaina d arabaina nahazo zazakely. Mirary soa ho anareo tonton Ndrina mivady 03-Jun-2007 15:49 3311xx656 Manitra CMA Arabaina nomen'Atra ny dimby sy fara e!d bonne fête ho an'ny jeune maman 03-Jun-2007 17:26 3311xx921 Solofo/Nanie BONNE FETE MAMAN KY ZANY RY LALAINA AH =NANIE BEORIRIKA= 04-Jun-2007 19:11 3311xx950 Lalaina CMA Dia samy ho tahian'Atra sika rehetra.Dia maroho koa taiza i Andry kely.Lanto, Lalaina, Ny Anto.
Tsy nisy novana na ny tsipelina na ny mari-piatoana mba ho fanajana ny zon'ny mpanoratra :)
Toy izao ny fivakin'izy ireo :
Saturday, August 11, 2007
Firarian-tsoa azo tamin'ny SMS …
Subscribe to:
Post Comments (Atom)
0 comments:
Post a Comment