nanao fizahana tany @ MSI indray i neni omaly, salama tsara ialahy.
somary mitaintaina kely fotsiny i neni fa somary mizihitra hono ny
kibo hoy ny dokotera, tsy misy atahorana nefa na izany aza.
--
DouRiX
Ilo Andy RAFIEFERANTSIARONJY Teraka tao @ MSI Avaradoha, ny Asabotsy 02 Jona 2007, t@ 3 ora sy 25 mn maraina 2,950 kg, 51 cm
nanao fizahana tany @ MSI indray i neni omaly, salama tsara ialahy.
somary mitaintaina kely fotsiny i neni fa somary mizihitra hono ny
kibo hoy ny dokotera, tsy misy atahorana nefa na izany aza.
--
DouRiX
0 comments:
Post a Comment